1. LyricsPond
  2. Madagascar Native Anthem Text
2009-07-17

Madagascar Native Anthem Text

I Ry Tanindrazanay malala ! Ry Madagasikara soa Ny fitiavanay anao tsy miala, Fa ho anao doria tokoa Fiverenana Tahionao, ry Zanahary Ity Nosin-dRazanay ity Hiadana sy ho finaritra He! Sambatra tokoa izahay. II Ry Tanindrazanay malala ! Irinay mba hanompoana anao Ny tena sy fo fanahy anananay, 'Zay sarobidy sy mendrika tokoa. III Ry Tanindrazanay malala! Irinay mba hitahiana anao, Ka ilay Nahary izao tontolo izao No fototra ijoroan'ny satanao. Sent by Carlos André Pereira da Silva Branco